msh_mat_text_udb/18/04.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 4 Nohon'io , ndra ia ia manetsy tena manahaky gny aja kelikely toy la bevara mare ie agny amin'ny fanjakan'ny lanitsy. \v 5 Ndra ia ia mandramby gny aja kelikely manahaky gnan'izao amin'ny agnarako la mandramby Gnahy. \v 6 Fa ndra ia ia mahatonga gny raiky amin'ireto aja kelikely reo zay mino Ahy regny, la ho soa tokoa ho gnazy gny hiantognan'ny fikosoham-bary bevata eo amin'ny vozony, ka halentiky agny amin'ny ranomasina laliky ie.