msh_mat_text_udb/17/26.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 26 Lafa niresaky Petera hoe:" Bakamin'ireo vahiny," La hoy Jesosy taminy hoe:" La afaky amin'ny fandoava gnan'io reo vahoaky. \v 27 Fa mba tsy hampanotantsika gny mpamory hetra, la mandehana agny amin'ny ranomasina, manipaza fitana ao, voho alao gny fia zay miakatsy voalohany. Lafa voasokatrao gny vavany, la hahita sekely iha. Alao io voho omeo reo mpamory hetra ho Gnahy voho ho gnanao."