msh_mat_text_udb/17/14.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 14 Lafa avy teo amin'ny vahoaky rozy, la misy johary raiky namojy Gnazy, nandohaliky tagnatrehany teo , voho niresaky hoe, \v 15 " Tompo , mana famindram-po amin'ny anaky lahiko, fa voan'ny androbe ie voho mijaly mare. Fa lavo matetiky agny agnaty bolo na rano ie. \v 16 Nanday gnazy teo amin'ireo mpianatrao aho, fa tsy afaky nagnasitsana gnazy rozy."