msh_mat_text_udb/16/21.txt

1 line
585 B
Plaintext

\v 21 Tamin'izay fotoa izay Jesosy nanomboky nivola reo mpianany fa tsy ho agny Jerosalema Ie, hizaka fijalea maro eo an-tagnan'ny loholona voho gny lohan'ny mpisoro sady reo mpanora-dalagna, ho vonoe, voho hatsanga ndraiky amin'ny andro fahatelo. \v 22 Bakeo Petere nangalaky Gnazy ka nivola mare Gnazy, manao hoe: " Ho lavitsy gnanao anie izay, ry Tompo; tsy hitranga agnaminao mihintsy anie izay." \v 23 Fa Jesosy nitoliky ka nivola tamin'i Petera hoe: " Miala agny amonto, ry Satana! Iha la fanafitohigna ho Gnahy, noho iha tsy miraharaha reo rahan-Dranagnahary, fa reo rahan'olo."