msh_mat_text_udb/15/27.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 27 Fa hoy ie hoe: " Eka, Tompo, fa na la gny amboa aza mba mihina zay sombintsombiny latsaky baka amin'ny latabatsy gny tompony." \v 28 La namaly Jesosy sady nivola hoe: " Ravehivahy, bevata gny finoanao; ho tanteraky agnaminao anie izay araky izay irinao." La sitra gny anany ampela tamin;izay ora izay.