msh_mat_text_udb/15/01.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 1 Bakeo nisy Fariseo voho mpanora-dalagna sasatsasany bakagny Jerosalema namonjy gnan'i Jesosy. Hoy rozy hoe: \v 2 " Nagnino reo mpianatsinao ro mandika gny fomban-drazan'ireo zoky olo? Fa tsy manasa gny tagnany rozy mialohan'ny hihinany." \v 3 Namaly Ie sady nivola tamin-drozy hoe: " Ka nagnino ary nareo ro mandika gny lalan-Dranagnahary nohon'ny fomban-drazanareo?