msh_mat_text_udb/12/38.txt

1 line
544 B
Plaintext

\v 38 Bakeo nisy mpanora-dalagna voho Fariseo sasantsasany namaly gnan'i Jesosy voho niresaky hoe:" Ry Mpampianatsy , magniry gny ahajery famantara bakaminao rahay." \v 39 Fa namaly Jesosy voho niresaky an-drozy hoe:" Misy avorohota raty fagnahy voho mpijangajanga mila famantara. Kanefa tsy misy famantara amea gnazy afa-tsy gny famantaran'i Jaona mpaminany. \v 40 Fa manahaky gnan'i Jonah zay telo andro voho telo haly tao an-kibon'ny fia bevata, la hanahaky gnan'io koa ro hipetrahan'ny anak'olo telo andro voho telo haly ao agnatin'ny tany.