msh_mat_text_udb/12/09.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 9 Bakeo Jesosy niala tao ka nilitsy tao amin'ny Synagogan-drozy. \v 10 Ingo , nisy johary zay malemy tagna teo. Namonjy gnan'i Jesosy reo Fariseo, nanao hoe:" Ara-dalagna va gny magnasitsana amin'ny sabata?" mba hiampangan-drozy Gnazy amin'ny fahota.