msh_mat_text_udb/12/03.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 3 Fa Jesosy niresaky an-drozy hoe:" Mbo tsy nivakinareo mihitsy va gny raha nataon'i Davida , lafa nimosy ie, voho reo johary iaby niaraky taminy? \v 4 Nilitsy tao amin'ny tragnon-Drangnahary ie voho nihina gny mofon'ny fagnatreha, zay tsy ara-dalagna ho gnazy laha hany voho tsy ara-dalagna ho gnan'ireo zay niaraky taminy, nefa ara-dalagna ho gnan'ny lohan'ny mpisoro raiky avao.