msh_mat_text_udb/10/34.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 34 Ka mieritseritsy fa Zaho la avy handay fiadagna eto an-tany . Tsy avy mba handay fiadagna Aho, fa Sabatsy. \v 35 Fa avy aho hagnasaraky gny anaky lahy amin'ny babany, voho gny anaky ampela amin'ny reniny, voho gny vinantovavy amin'ny rafozam-baviny. \v 36 Reo zay ao an-tokantranony avao ro ho lasa fahavalony gn'olo.