msh_mat_text_udb/10/14.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 14 Ho gnan'ireo zay tsy mandramby gnanareo na tsy mijanjy gny safanareo, la ahintsagno gny vovoky amin'ny tombokareo, lafa miainga amin'io tragno na tanan-dehibe io nareo. \v 15 Resahako marina aminareo , fa ho moramora tokoa gnan'ny tanin'i Sodoma voho Gomora amin'ny fitsara nohon'io tanan-dehibe io.