\v 57 Lafa hariva gny nandro, la nisy johary raiky manan-draha bakagny Armatia avy, atao hoe Josefa, zay mpianatr'i Jesosy avao koa. \v 58 namonjy gnan'i Pilato ie mba hangataky gny fatin'i jesosy. la nibakoan'i Pilato amea Gnazy io.