\v 1 Lafa vitan'i Jesosy io safa iaby io, la niresaky tamin'ireo mpianany Ie hoe:" \v 2 Hainareo fa afaky roe andro la ho avy gny Paska, sady hatolotsy homboa amin'ny hazofijalia gny Anak'Olo."