\v 19 Tsy hifanditsa na hikaiky mare ie; voho tsy hisy olo hahare gny feony egny an-dala. \v 20 Tsy hanapaky gny volotara torotoro ie; tsy hamono zay lahin-jiro manentona, mandra-panaony gny rariny ho fandresea, \v 21 voho amin'ny agnarany ro hanagnan'ireo Jentilisa fanantena."