\v 36 Resahako aminareo fa amin'ny andron'ny fitsara la hadigny amin'ny resaky tsy voahevitsy nivolagniny iaby gny olo. \v 37 Fa gny safanao ro hagnamarina gnanao, voho gny safanao ro hagnameloa gnanareo."