\v 1 Tamin'izay fotoa zay, Heroda mpanapaky nahaja gny vaovao mikasiky gnan'i Jesosy. \v 2 Hoy ie tamin-drozy mpanompony hoe: " I Jaona mpanao batisa izay; nitsanga tamin'ny maty ie. Noho izay la miasa ao aminy reo hery reo."