\v 26 Laha mamoaky satana gny satana, la mialy an-tragno ie. Manao akory amizay ro hijoroan'ny fanjakany? \v 27 Voho laha mamoaky reo demonia amin'ny alalan'i belzeboba Aho, la amin'ny alalan'ia ro androahan'ny anakareo gnan-drozy? Nohon'io antony io la ho mpitsaranao rozy.