\v 49 Hanahaky gnan'io amin'ny fiafaran'izao tontolo zao. Ho avy reo anjely voho hagnasaraky reo raty fagnahy amin'ireo marina. \v 50 Hatsipin-drozy ao amin'ny fagnoroa bevata mirehitsy bolo rozy, zay hisy fitagnia voho fikitsohan-kihy.