\v 27 Ia aminareo ro afaky magnampy hakio raiky amin'ny andro hiaignany amin'ny fanahiana? \v 28 Nagnino nareo ro miahy momba gny fisikinanareo? saigno gny momban'ny lilia egny amin'ny saha, akory gny fitirignan-drozy. Tsy mba miasa rozy, sady tsy mamoly fisikigna. \v 29 Resahako aminareo, fa ndra i Solomona aza amin'ny voninahiny manontolo la tsy nisiky manahaky gny raiky amin'iregny.