\v 9 Ka hatolon-drozy ho amin'ny fijalia nareo voho ho vonoan-drozy. Halan'ny firenena iaby nareo nohon'ny agnarako. \v 10 Voho maro gny ho tafintohy, hifamadiky voho hifankalay gny kirakiraiky. \v 11 Mpaminany sandoky maro ro hitsanga ka hamitaky gn'olo maro.