\v 4 Voho nitranga io mba hahatanteraky zay nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany. Hoy Ie hoe: \v 5 " Ilazao gny anaky ampelan'i Ziona hoe:" Ingo, gny Mpanjakanao mamonjy gnaao, Manetsy tena voho mondra boriky- ana-boriky lahy."