\v 30 Laha ampisikignin-Dranagnahary manahaky gnan'io gny akata agny an-tsaha , zay iaby misy gnan'io voho hamaray la hatoraky ao am-patana, manao akory ro hampisikigna nareo bebe koakao , nareo ry kely finoa? \v 31 Nohon'io ka miahiahy ka milaza hoe:' Ino ro hohaniay? na hoe : Ino ro hinominay? na hoe Ino gny fisikigna hanovanay?