\v 18 Sady lafa jerin'i Jesosy reo foknolo nagnodidy Gnzy, la nagnome toromariky mba hiala ho egny ampitan'ny ranomasy Galilia Ie. \v 19 Bakeo gny mpanora-dalagna raiky namonjy Gnzy ka nanao hoe:" mpampianatsy, hagnaraky Gnanao aho na aia aia andehananao." \v 20 Hoy Jesosy taminy hoe:" Gny amboahaolo manan-davaky, voho reo voron'ny lanitsy mana akany, fa gny anak'olo tsy mana na aia aia ampandria gny lohany."