\v 31 Sady lafa voalaza avao koa hoe:" Ndra ia ia misaraky amin'ny valiny, la ao ie hagnome gnazy gny taratasy fisaraham-panambadia. \v 32 fa Zaho koa misafa aminareo fa ze iaby misaraky amin'ny valiny, afa-tsy noho gny fijangajanga, la mampijangajanga gnazy. Ndra ia ia manambaly gnazy afaran'ny fisarahay la mijangajanga.