\v 3 Nagnino iha ro manenty gny singa-mololo zay ao agnatin'ny mason'ny rahalahinao, nefa tsy tsikarikao gny andry ao agnaty masonao? \v 4 Manao akory ro hiresahanao gny rahalahinao hoe:" Engao aho hangalaky gny singa-mololo zay ao agnaty masonao, laha mbo ao agnatin'ny masonao