\v 16 Amin'ino ro tokony hampitahako toy avorohota toy? Io la manahaky gny aja mihisa egny amin'ny tsena , zay mipetraky voho mifampikaikaiky \v 17 ka miresaky hoe:" Nitsoky sodina ho gnanareo rahay, fa tsy nisindraky nareo. nanao hira fisaogna rahay fa tsy nitagny nareo."