\v 5 Tsy mbo nivakinareo va gny ao amin'ny lalagna, fa amin'ny Sabatsy reo mpisoro ao an-tempoly la manota gny sabatsy nefa tsy manan-tsiny? \v 6 Kanefa resahako aminareo fa eto gny raiky bevata noho gny tempoly.