\v 3 Nagnino iha ro manenty gny singa-mololo zay ao agnatin'ny fijerin'ny rahalahinao, nefa tsy tsikarikao gny andry ao agnaty fijerinao? \v 4 Manao akory ro hiresahanao gny rahalahinao hoe:" Engao aho hangalaky gny singa-mololo zay ao agnaty fijerinao, laha mbo ao agnatin'ny fijerinao gny andry? \v 5 Ry mpihatsaravelatsihy! Alao aloha gny andry zay ao agnaty fijerinao , voho bakeo hahita soa lafa mangalaky gny singa-molo zay eo amin'ny fijerin'ny rahalahinao.