auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-02-04 06:28:05 +03:00 committed by root
parent 0abd94adf6
commit cfdc43c3c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Ino ro eritseritsareo? Laha misy mana aondry zato, ka magnagny amin'ny lalan-diso gny raiky amin-drozy, la tsy hagnenga gny sivam-polosiviamby eo amin'ny vohitsy va ie voho andeha hila lay raiky zay nagnagny amin'ny lal
\v 12 Ino ro eritseritsareo? Laha misy mana aondry zato, ka magnagny amin'ny lalan-diso gny raiky amin-drozy, la tsy hagnenga gny sivam-polosiviamby eo amin'ny vohitsy va ie voho andeha hila lay raiky zay nagnagny amin'ny lalan-diso? \v 13 Laha hitany io, la resahako marina aminareo , la mifaly amin'io mandilatsy noho reo sivam-polo siviamby zay tsy nagnagny amin'ny lalan-diso ie. \v 14 Manahaky gnan'io avao koa, tsy sitraky gny Rainareo agny an-danitsa gny hahatrobo gny raiky amin'ireo maliniky reo.