auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-06-02 18:38:59 +03:00 committed by root
parent 9240065a73
commit ca9ed3e902
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 Manahaky tamin'ny andron'i Noa, la manahaky gnan'io avao koa gny fiavian'ny Anak'olo. \v 38 Fa manahaky gny tamin'io andro mialohan'ny safo-drano la nihina voho nino rozy, nnambaly voho nampakary mandra-piavian'n gny androniliran'i Noa tao agnatin'ny gny sambo fiara, \v 39 sady tsy nahay na ino ino rozy mandra-pahatongan'ny safo-drano ka nandringa gnan-drozy iaby-la manahaky gny fiavian'ny Anak'olo.
\v 37 Manahaky tamin'ny andron'i Noa, la manahaky gnan'io avao koa gny fiavian'ny Anak'olo. \v 38 Fa manahaky gny tamin'io andro mialohan'ny safo-drano la nihina voho nino rozy, nnambaly voho nampakary mandra-piavian'ny gny androniliran'i Noa tao agnatin'ny gny sambo fiara, \v 39 sady tsy nahay na ino ino rozy mandra-pahatongan'ny safo-drano ka nandringa gnan-drozy iaby-la manahaky gny fiavian'ny Anak'olo.