auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-01-30 05:55:24 +03:00 committed by root
parent f037e52ad9
commit b7acbf14fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Resahako aminareo, fa maro gny agny antignana voho bakagny andrefa ro ho avy, voho rozy la hipetraky eo an-databo miaraky amin'i Abrahama, Isaka voho Jakoba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitsa. \v 12 Fa reo anaky gny fanjakan'ny la hatoraky agny ivelan'ny hahiky lavitsy agny, zay hisy fitagnia voho fikitrohan-kihy." \v 13 Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe:" Mandehana! Araky gny ninoanao
\v 11 Resahako aminareo, fa maro gny agny antignana voho bakagny andrefa ro ho avy, voho rozy la hipetraky eo an-databo miaraky amin'i Abrahama, Isaka voho Jakoba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitsa. \v 12 Fa reo anaky gny fanjakan'ny la hatoraky agny ivelan'ny hahiky lavitsy agny, zay hisy fitagnia voho fikitrohan-kihy." \v 13 Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe:" Mandehana! Araky gny ninoanao, la ao io hatao ho gnanao."