auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-02-02 07:56:56 +03:00 committed by root
parent d18a83c15c
commit a4f1874faf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 44 Gny fankanan'ny lanitsa la amanahaky gny hanagna zay mietaky ao amin'ny saha raiky. Nisy johary nahita gnan'io voho najariny. Nandeha tamin'ny fazotoany \v 44 Gny fankanan'ny lanitsa la amanahaky gny hanagna zay mietaky ao amin'ny saha raiky. Nisy johary nahita gnan'io voho najariny. Nandeha tamin'ny fazotoany ie, namarotsy zay iaby nanagnany, voho nivily io saha io. \v 45 Voho koa, gny fanjakan'ny lanitsa la manahaky gny johary zay mpamarotsy mila voahangy raiky lafo vily. \v 46 Lafa nahita voahangy raiky zay tena lafo vily ie, la nandeha ka namarotsy zay iaby nanagnany