auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-10-22 11:26:57 +03:00 committed by root
commit 69491bbfc0
459 changed files with 461 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Gny Bokiny gny razan'i Jesosy kristy anaky Davida anaki
\v 1 Gny bokiny gny razan'i Jesosy Kristy anak'i Davida anak'i Abrahama. \v 2 Abrahama ro baban'i Isaka, voho Isaka ro baban'i Jakoba , voho Jakoba ro Joda voho reo rahalahiny. \v 3 Joda ro baban'i Fareza voho Zara bakamin'ny Tamara, fareza ro baban'i Herzona, voho Herzona ro baban'i Rama.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Rama ro baban'i Aminadaba, voho Aminadaba ro baban'i Nasona, voho Nasona ro baban'i Salmona. Salmona ro baban'i Boaza tamin'ny \v 5 Rahaba , Boaza ro baban'i Jese. \v 6 Voho Jese ro baban'i Solomona tain'ny alalan'ny valin'ny Oria.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Solomona ro baban'i Rehoboama , Rehoboama ro baban'i Abia, voho Abia ro baban'i Asa. \v 8 Asa ro baban'i Josafata , voho Josafata ro baban'i Jorama, voho Jorama ro razan'i Ozia.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ozia ro baban'i Jotama, Jotama ro baban'i Ahaza, ahaza ro baban'i Hezekia. \v 10 hezekia ro baban'i Manase, Manase ro baban'i Amona, voho amona ro baban'i Josia. \v 11 Jisia ro eazan'i Jekonia voho reo rahalahiny tamin'ny fotoan'ny fandroaha ho agny Babylona.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tafaran'ny fandroaha ho agny Babylona, la Jekonia ro baban'i Sealtiela, voho Sealtiela ro razan'i Zerobabela. \v 13 Zerobabela ro baban'i Abihoda, Abihida ro baban'i Eliakima, voho Eliakima ro baban'i Azora. \v 14 Azora ro baban'i Zadoka, Zadoka ro baban'i Akima, voho Akima ro baban'i Elihoda.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Elihoda ro baban'i Eliazara, Eliazara ro baban'i Matana , voho Matana ro baban'i Jakoba. \v 16 Jakoba ro baban'i Josefa zay valin'i Maria, zay niteraky gnan'i Jesosy, zay kaihy hoe Kristy. \v 17 Gny avorohota iaby manomboky amin'i Abrahama ka traky amin'i Davida la avorohota folo efatsamby ,manomboky amin'i davida ka traky amin'ny fandroaha ho agny Babylona la avorohota folo efatsamby , voho manomboky amin'ny fandroaha ho agny Babylona ka traky amin'i Kristy la avorohota folo efatsamby.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Manahaky gnan'izao ro nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Gny reniny , Maria, la fa natoka hanambaly gnan'i Josefa, fa zao talohan'ny niarahan-drozy , la jery fa niamintroky bakamin'ny fagnahy masy ie. \v 19 Josefa , valiny , la johary marina, ro sady ta-hagnala baraka gnazyampahibemaso. Ka nanapa-kevitra ie gny hamara mangingina gny fifagnenkea taminy.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Sady laha mbo nieritreritra mahakasika reo raha reo ie, la niseho taminy tamin'ny nofy gny anjelin'y Tompo, manao hoe:" Josefa , anaky lahin'i Davida , ka matahotra gny hangalaky gnan'i Maria ho valinao, fotony lay raiky zay notorotoroa ao anatiny la gny Fagnahy Masy ro nampimpetraky gnazy. \v 21 Hiteraky aja johary ie, oho iha hikaiky gny agnarany hoe Jesosy, fa ie ro hamonjy gny olony hiaal amy gny fahotandrozy."

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Io iaby io la nitranga mba hahatanteraky zay nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny gny mpaminany, manao hoe:" \v 23 Ingo, gny Virjiny ho amintroky ka hiteraky aja johary , sady rozy hikaiky gny agnarany hoe Imanoela" Zay midika hoe hoe " Amintsika Ndranagnahary."

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Nitaitsy tamy gny rorony Josefa voho nanao arak'izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo gnazy sady nangalaky gnazy ho valiny. \v 25 fa zao tsy niaraky taminy ie mandram-piterahany zazalahy. Sady nikaihy hoe Jesosy gny agnarany.

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesosy tao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda Mpanjaka, la avy tao Jerosalema reo johary manam-pahaiza bakagny antignana nisafa hoe:" \v 2 Aia Gny teraka ho Mpanjakan'i Jiosy? nahajery gny Kintana bakegny antignana rahay ka avy mba handrengy gnazy." \v 3 Lafa nahaja gnan'io i Heroda Mpanjaka , la nihorohoro ie, voho Jerosalema manontolo niaraky taminy.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nandesin'i Heroda niaraky gny lohan'ny mpisoro iaby voho gny mpanora-dalagnan'ny gn'olo, sady nagnontany gnan-drozy ie hoe:" Aia ro hahaterahan'i Kristy ?" \v 5 Niresaky taminy rozy hoe:" ao Betleheman'i Jodia , fa zao ro voasoratsin'ny Mpaminany hoe:" \v 6 fa iha , Betlehemw, agny amin'ny tanin'i Joda , la tsy kely mare amin'ireo mpitondran'i Joda, fa bakaminao ro hiavian'ny mpanapaka zay hiamby gny oloko Israely

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Sady nikaiky antsokosoko reo johary manam-pahaiza Heroda mba hagnontany gnan-drozy mazava soa gny fotoa nipoiran'ny gny Kintana. \v 8 Nalefany tagny Betlthema rozy, manao he:" Mandehana voho fotoro soa gny amin'ny gny aja. Lafa hiatanareo ie, la ampilazao aho, mba ahafahako mandeha koa ka handrengy azy."

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Lafa naharegny safan'ny mpanjaka rozy, la lasa nandeha, sady , ingo nisy gny kintana zay jerindrozy tegny antignana ronialoha gnan-drozy mandram-pijanony teo agnabon'ny toera nisy gny aja. \v 10 Lafa nahajery gny kintana rozy, la nazoto tamim-pifalia bevata.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nilitra tao amin'ny gny tragno rozy sady nahajery gny aja niaraky tamin'i Maria reniny. Niankohoky voho nandrengy gnazy rozy. Nanokatsy gny fipetrahan-kanagna rozy voho nanolotra fagnomeza volamena, dintin-kazo magnitsy , voho miora ho gnazy. \v 12 Nampitandrina gnan-drozy tamin'ny nofy Ndranagnahary mba tsy himpolian-drozy agny amin'i Heroda, ka lala hafa ro nandehan-drozy namonjy gny firenenykirakiraiky.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Lafa lasa rozy, la nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy voho nisafa hoe:" Miarena , andeso gny zaza voho gny reniny , voho mandosira agny Egypta. mipetraha agny mandra-pilazako aminao, fa Heroda la sahira mila gny aja mba hamonoa gnazy." \v 14 Gny halin'igny Josefa la nifoha sady nanday gny aja voho gny reniny ka nagnagny Egypta. Nipetraky tagny ie mandra-pahafatin'i Heroda. \v 15 Io la nagnantanteraky zay nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe:" Nikaihiko hiala tagny Egypta gnanako."

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Bakeo Heroda , lafa nahajery fa voafitak'ireo johary manam-pahaiza, la nasiaky mare. nagniraky voho nampamono gny aja johary iaby zay latsakign'ny roe zay tao Betlehema voho tao amin'ny faritra iaby igny ie, araky gny fotoa zay nofotofotoriny mazava tamin'ireo johary manam-pahaiza.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Bakeo la tanteraky gny safa zay niresahy tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany hoe:" \v 18 Nisy feo re tao Rama, fitagnia voho fisaognam-be , tomagny nohon'ny amy gnanany Raely, sady tsy nimety nampiegneny ie, fotony fa lasa rozy."

2
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 19 Lafa maty Heroda, ingo, nisy anjelin'ny Tompo niseho tamin'i Josefa tagny Egypta tamin'ny Nody sady nisafa hoe:" \v 20 Mifohaza voho andeso gny
aja voho gny reniny ka mandehana agny amin'ny tanin'ny Israely, fa fa maty reo zay nagniry gny ain'ny aja." \v 21 Nifiha Josefa , nandesiny gny aja voho gny reniny , sady nandeha tagny amin'ny tanin'i Israely.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa lafa jan'ny fa Arkelaosy ro nanjaka tagny Jodia nandimby gnan'i Heroda babany, la natahotra gny ho agny ie, tafaran'ny nampitandreman-Dranagnahary gnazy tamin'ny nofy, la niala nagnagny amin'ny faritr'i Galilia ie \v 23 Ka nandeha sady nipetraky tao amin'ny tana atao hoe nazareta. Io la nahatanteraky zay voalaza tamin'ny alalan'ireo mpaminany hoe:" Nazarena ro hikaiha gnazy.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'io andro io la nandeha nitory tagny agn'efits'i Jodia Jaona mpanao Batisa manao hoe:" \v 2 Mibebaha, fa fa mariniky gny fanjakan'ny Lanitry." \v 3 Fa ie ro gny nambaran'i Isaia mpaminany, manao hoe:" Misy feo raiky mikaiky mare agny agn'efitsy hoe:" Amboary gny lalan'ny Tompo, ahitio gny lalany."

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Voho Jaona nagnisy volon-drameva voho nanao fehikibo angozy tamin'ny valahany. Galala voho tantely remby ro nataony fihinana. \v 5 sady jerosalema , Jodia manontolo , voho gny faritsy iaby magnodidy gny reniranon'i Jordana la namonjy gnazy. \v 6 Nataony batisa tegny amin'ny reniranon'i Jordana rozy, lafa niaiky gny fahotany.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa lafa nahita reo fariseo voho Sadoseo maro namonjy gnazy mba hatao batisa ie, la hoy ie tamin-drozy hoe:" Ry avorohotan'ny menarana feno poizy, ia ro nampitandrima gnanareo handositra gny fahalotoa zay ho avy? \v 8 Mamoaza voa mendriky gny fibebaha. \v 9 Voho ka mihevitra gny hivola anakam-po hoe:"Mana gnan'i Abrahama ho rainay rahay." fa lazaiko aminareo fa ndranagnahary la mahavita mananga anaky ho gnan'i Abrahama ndra la bakamin'ireto vato reto aza.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Voho lafa napetraky eo am-pototrin'ny hazo gny famaky. Ka reo hazo iaby zay tsy mamoa voa soa la ho taoahy voho hatoraky agny agnaty bolo. \v 11 Manao batisa gnanareo amin'ny rano ho amin'ny fibebaha aho. fa mahery noho zaho ie zay avy afarako, sady tsy mendriky ahy ndra gny handay gny kapany aza. Hanao batisa gnanareo amin'ny Fagnahy masy voho gny Bolo ie. \v 12 Fa egny an-tagnany gny fikororohany mba hagnadiova gny famoloany voho hamory gny variny agny an-tsompitra. fa Ie la hagnoro reo akata amin'ny bolo zay tsy maty."

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Bakeo Jesosy bakagny Galilia avy teo amin'ny reniranon'i Jordana mba hataon'i Jaona batisa. \v 14 Nefa Jaona la niezaky nanaka gnazy, manao hoe:" Zaho ro mila ataonao batisa, nefa iha koa ro mamonjy ahy?" \v 15 Jesosy namaly voho niasa taminy hoe:" Ekeo io amizao, fa zao ro mety amintsika hahatanteraky gny fahamarina iaby."Bakeo Jaona nagnenky gnazy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Lafa vita batisa Ie, la niboaky gny rano avy hatrany Jesosy, voho ingo , nisokatsy taminy gny lagnitsy. Jeriny gny fagnahin-Dranagnahary nilitsy manahaky voromahilala no sady teo agnabony. \v 17 Sady ingo, nisy feo bakagny an-dagnitsy nanao hoe:" Toy ro Zanako malalako. Zay sitrako mare."

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Bakeo Jesosy Nitarihin'ny Fagnahy ho agny agn'efitsy mba halan'ny devoly fagnahy. \v 2 Lafa baka nifaly hany efapolo andro voho efapolo haly Ie, la misare. \v 3 Namonjy gny mpangalam-pagnahy ka nivola taminy hoe:" Laha Anakin-Dranagnahary Iha, la volagno hanjary mofo reto vato reto." \v 4 Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe:" Voasoratra hoe:" Tsy gny mofo avao ro hiveloman'ny gn'olo fa zay iaby aloaky gny vavan-Dranagnahary."

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Bakeo gny devoly nanday gnazy tagny amin'ny tana masy ka nametraky gnazy teo amin'ny faratampon'ny tempoly, \v 6 sady nivola taminy hoe:" Laha Anakin-Dranagnahary iha, la milavoa ambany agny, fa voasoratsy hoe:" Ie handidy reo anjeliny hiahy gnanao voho hanandratsy gnanao eo amin'ny tagnan-drozy , ka tsy ho tafintohy amin'ny vato gny tombokao."

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Jesosy nisafa taminy hoe:" La mbo voasoratsy ndraiky hoe:" tsy tokony hitsapa gny Tompo Ndranagnaharinao iha." \v 8 Nandesin'ny devoly hagnagny amin'ny toera abo ndraiky Ie sady nampiseho gnazy gny fanjaka iaby amin'izao tontolo zao voho gny hasoan'ireo. \v 9 Hoy ie taminy hoe:" Reo iaby reo la hameako gnanao, laha miankohoky eto agnatrehako voho mandrengy gnahy iha."

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Bakeo Jesosy nisafa taminy hoe:" Miala eto iha, ry satana ! fa voasoratsy hoe:" Iha la handrengy gny Tompo Ndranagnaharinao, sady Ie raiky avao ro ho topoinao." \v 11 Bakeo nagnenga Gnazy gny devoly, voho ingo nisy anjely avy ka nanompo Gnazy.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Voho lafa jan'i Jesosy fa voasambotsy Jaona, la nimpoly nagnagny Galilia ie. \v 13 Nangnenga gnan'i Nazareta ie ka nandeha voho nipetraky tao Kapernoamy, zay eo amoron-dranomasin'ny Galilia, ao amin'ny zara-tanin'i Zebolona voho naftaly.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Io ro nitrana mba hahatanteraky zay nambaran'Isaia mpaminany hoe:" \v 15 " Gny tanin'i Zebolona voho gny tanin'i Naftaly, magnagny amin'ny ranomasina, agny an-dafin'i Jordana, Galilia gnan'ireo jentilisa! \v 16 Reo olo nipetraky tamin'ny maiky la nahita fahazava bevata, voho reo ze nipetraky tamin'ny faritra voho gny aloky gny fahafatesa, la teo amin-drozy ro niposahan'ny fahazava."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Sady tamin'io fotoa io Jesosy la nanomboky nitory tegny voho nisafa hoe:" Mibebaha, fa fa mariniky gny fanjakan'ny lagnitsy."

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Laha nandeha tegny amoron'ny ranomasin'i Galilia Ie, la nahita mpirahalahy roe, Simona zay kaihy hoe Petera, voho Andrea rahalahiny, nanipy gny haratony tegny amin'ny riaky, fa mpagnarato rozy. \v 19 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Avia, hanaraky Ahy, fa hataoko mpagnarato olo nareo . \v 20 Teo ro eo avao koa la nangnenga reo harato rozy ka nagnaraky Gnazy.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Sady laha mbo nandroso Jesosy la nahita mpirahalahy roe hafa , Jakoba anak'i Zebedio, voho Jaona rahalahiny. nagnamboatsy gny haratony tao an-tsambo rozy niaraky tamin'i zebedio baban-drozy. Nikaiky gnan-drozy Ie, \v 22 ka eo eo avao la nagnenga gny sambokeliny voho gny babany rozy ka nagnaraky Gnazy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 nandeha eran'i Galilia Jesosy , nampianatrsy tao amin'ny synagogan-drozy, nitory gny filazantsaran'ny fanjakana, voho nagnasitsa reo karazan'arety iaby mbamin'ny rofy iaby teo amin'ny olo. \v 24 Niely eran'i Syria gny vaovao mahakasiky Gnazy, ka la nandesin'ny olo Tagnaminy reo zay marary iaby, mararin'ny karazan'arety voho fangirifiria, reo demoniaka, voho zay mararin'ny androbe voho mararin'ny paralysisa. Nositragnin'i Jesosy rozy. \v 25 Fokonolo maro bakagny Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia voho gny bakagny an-dafin'i Jordana ro nagnaraky Gnazy.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Lafa nahita reo fokonolo Jesosy , la niakatsy teo an-tendrombohitsy. Lafa tafapetraky Ie, la namonjy Gnazy reo mpianany. \v 2 Nanokatsy gny vavany Ie voho nampianatsy gnan-drozy, manao hoe:" \v 3 Sambatsy gny mahantra am-pagnahy, fa gnan-drozy gny fanjakan'ny lagnitsy. \v 4 Sambatsy reo misaona, fa hampionony rozy.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Sambatsy reo malemy fagnahy, fa rozy ro handova gny tany. \v 6 Sambatsy reo zay mosare voho mangetaheta gny fahamarigna, fa ho vokisa rozy. \v 7 Sambatsy reo mpamindra fo, fa hahazo famindram-po rozy. \v 8 Sambatsy reo madio am-po , fa hahita gnan-Dranagnahary rozy.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sambatsy reo mpampilongo , fa rozy ro atao hoe anakin-Dranagnahary. \v 10 Sambatsy reo zay enjehy noho gny fahamarigna, fa gnan-drozy gny fanjakan'ny lagnitsy.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Sambatsy nareo laha maniratsira gnanareo voho magnenjiky gnanareo gny olo, voho misafa gny karaza vandy raty iaby hanohitsy gnanareo noho gny amiko. \v 12 Mazotoa voho miravoravoa, fa bevata gny valisoanareo agny an-dagnitsy. fa manahaky gny fomba nagnenjehan'ny olo reo mpaminany zay niay talohanareo .

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nareo ro siran'ny tany . Fa laha gny sira ro manjary matsatso, amin'ny fomba manao akory ro ampasira gnan'io ndraiky? Tsy ho soa ndra amin'ino amin'ino sasy io fa haria voho hitsahin'ny tomboky gny olo tavela. \v 14 Nareo ro fahazavan'izao tontolo zao. Gny tana miory eo amin'ny vohitsy la tsy azo haetaky sasy.

1
05/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 tsy misy olo mamelo jiro ka mametraky gnan'io agny ambany sobiky, fa eo amin'ny fipetsahan-jiro, ka magnazava gny iaby ao an-tragn'io. \v 16 Ao hazava eo agnatrehan'ny olo manahaky gnan'io fomba io gny fahazavanareo voho handrengy gny Babanareo zay agny an-dagnitsy

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 ka mieritseritsy hoe avy handrava gny lalagna na reo mpaminany Aho. Tsy avy hamotiky gnan'ireo Aho, fa hagnatanteraky gnan-drozy. \v 18 Fa lazaiko marina aminareo fa mandra-paharavan'ny lagnitsy voho gny tany, la tsy ho rava amin'ny lalagna ndra la litera raiky voho tendron-tsoratsy raiky aza, mandra-pahatanteraky gny raha iaby.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nohon'io ndra ia ia mandika ndra la kely mare amin'ireo lily reo voho mampianatsy gny hafa gnanao manahaky gnan'io la ho kaihy hoe maliniky mare ao amin'ny fanjakan'ny lagnisty. fa ndra ia ia mankato voho mampianatra gnan'ireo la ho kaihy hoe bevata ao amin'ny fanjakan'ny lagnitsy. \v 20 Fa lazaiko aminareo fa laha tsy mandilatsy gnan'ny mpanora-dalagna voho gny fariseo gny fahamarignanareo, la tsy hilitsy ao amin'ny fanjakan'ny lagnitsy nareo.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa renareo fa voalaza tamin-drozy taloha hoe:" ka mamono olo, sady ndra ia ia mamono olo la ho helohina agny amin'ny fitsara. \v 22 Fa resahako aminareo fa ze iaby masiaky amin'ny rahalahiny la mendriky gny ho heloina agny amin'ny fitsara; voho ndra ia ia misafa gny rahalahiny hoe:" Iha la olo fahatany! la ho heloina agny amin'ny filan-kevitsy; voho ndra ia ia misafa hoe:" Adala iha! la mendriky gny ho agny amin'ny farihy mirehitsy bolo.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nohon'io laha manolotsy gny fagnatitsao eo amin'y alitara iha ka tiaronao teo fa mana alahelo aminao gny rahalahinao , \v 24 la avelao eo agnatrehan'ny alitara gny fagnatitsao, ka mandehana zory gny lalanao. Milongoa aloha amin'ny rahalahinao, voho bakeo mimpolia la atoloro gny fagnatitsao.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Milongoa malaky amin'ny mpiampanga gnanao laha mbo miara-dia aminy agny amin'ny fitsara iha, fa ingo gny mpiampanga gnanao hanolotsy gnanao amin'ny mpitsara , voho gny mpitsara mety hanolotsy gnanao amin'ny manam-boninahitsy, ka hatao ao an-tragno maiky iha. \v 26 Resahako marina aminareo, fa tsy ho afaky miboaky ao mihintsy iha mandra-pandohanao gny drala faran'ny kely mare amin'ny trosanao.

1
05/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa renareo fa voalaza hoe:" Ka mijangajanga. \v 28 Kanefa resahako aminareo fa ze iaby mijery ampela ka magniry gnazy la fa mijangajanga tao am-pony sahady.

1
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Laha manafintohy gnanao gny masonao ankavana, la alao io voho atoraho lavitsy gnanao. fa soa ho gnanao laha gny ampahany raiky amin'ny vatanao ro tokony ho simba fa tsy gny vatanao manontolo ro atoraky agny amin'ny helo. \v 30 Laha manafintohy gnanao gny tagnanao ankavana, la tapaho voho atoraho lavitsy hiala aminao. fa soa ho gnanao laha gny ampahany raiky amin'ny vatanao ro tokony ho trobo fa tsy gny vatanao manontolo ro atoraky agny amin'ny helo.

1
05/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Sady lafa voalaza avao koa hoe:" Ndra ia ia misaraky amin'ny valiny, la ao ie hagnome gnazy gny taratasy fisaraham-panambadia. \v 32 fa Zaho koa misafa aminareo fa ze iaby misaraky amin'ny valiny, afa-tsy noho gny fijangajanga, la mampijangajanga gnazy. Ndra ia ia manambaly gnazy afaran'ny fisarahay la mijangajanga.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Sady koa, renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe:" Ka miay fiaigna diso, fa andeso eo agnatrehan'ny Tompo gny fiaignanao. \v 34 Fa zaho koa miresaky aminareo , ka miay amin'ny raha iaby, na amin'ny lagnitsy aza, fa seza fiandrianan-Dranagnahary io; \v 35 ndra amin'ny tany, fa fipetraha-tombony io; na koa amin'ny Jerosalema, fa tanan'ny mpanjaka lehibe io.

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Ka miay amin'ny lohanao, fa tsy afaky magnafoty na magnamainty gny singam-bolo raiky iha. \v 37 Fa ao gny safanao ho Eny, eny na Tsia tsia. Zay mandilatsy gnan'io la bakamin'ny lay raty.

1
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Renareo fa voaresaky hoe:" Maso solon'ny maso, voho gny hy solon'ny hy. \v 39 Fa zaho koa miresaky aminareo hoe, ka manohitsy ze raty. Fa koa , ndra ia ia mamely gny fifinao ankavana la atoloro gnazy koa gny ilany.

1
05/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Sady misy olo magniry gny hiaraky aminao ho agny amin'ny fitsara ka magnendaky gny ankanjonao, la engao ho gnazy avao koa gny sikinao. \v 41 Ndra ia ia manery gnanao andeha kilometatsy raiky, mandeha miaraky aminy amin'ny kilometatsy roe. \v42 Omeo ze mangataky aminao , voho ka manda ndra ia ia magniry gny hindra aminao.

1
05/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Fa renareo fa voaresaky hoe:" Tsy maintsy mitia gny mpiara-belo aminao iha voho magnalegna gny fahavalonao. \v 44 Fa resako aminareo , tiavo gny fahavalonao voho mivavaha ho gnan'izay magnenjiky gnanareo, \v 45 mba ho lasa anaky gny Rainareo zay agny an-dagnitsy nareo. fa Ie la mampiposaky gny masoandrozy amin'ny raty voho gny soa, voho mampilatsaky gny ora amin'ny marina voho gny tsy marina.

1
05/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Fa laha reo ze tia gnanareo ro tiavinareo, ino ro valisoa azonareo? Moa ndra la gny mpamory hetra aza tsy mba manao manahaky gnan'io koa? \v 47 Laha gny rahalahinareo raiky avao ro arabanareo , ino ro mba ataonareo mandilatsy gny hafa? Moa ndra la gny jentilisa aza tsy mba manao manahaky gnan'io koa? \v 48 Nohon'io la tsy maintsy tanteraky nareo , manahaky gny fahatanterahan'ny Rainareo ze agny an-dagnitsy.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mitandrema mba tsy hanao gny asan'ny fahamarinanareo eo agnatrehan'ny olo nareo mba ho hitan-drozy, fa laha tsy io hahazo gny valisoa bakagny amin'ny Rainareo ze agny an-dagnitsy . \v 2 Nohon'io lafa mahare fihantra nareo , la ka mitsoky trompetra misariky gny hafa manahaky gny ataon'ny mpiatsara velatsy agny amin'ny synagoga voho egny amin'ny lala, ka mba mety nahazo gny fandrengeany gn'olo rozy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 fa lafa maneho fihantra nareo, ka atao hain'ny tagnanareo havia ze ataon'ny tagnanareo havana, \v 4 ka mba hamea mangingina gny fagnomezanareo. Bakeo gny Babanareo zay mahajery amin'ny mangingina ro hamaly soa gnanareo.

1
06/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Lafa mivavaky nareo, ka manao manahaky gny mpihatsaravelatsihy, fa rozy tia mijoro voho mivavaky eo amin'ny synagoga voho eo amoron-dala, ka mba mety ho itan'olo. Resahako marina aminareo , fa rozy la fa nandramby gny valisoa ao amin'ny efi-tragnonareo. Hilio gny varavagna, la mivavaha amin'ny Babanareo zay ao amin'ny mangingina. Bakeo gny Babanareo zay mahita ao amin'ny mangingina ro hamaly soa gnanareo. \v 7 Lafa mivavaky nareo , ka manao safa maro tsy misy ila gnazy manahaky gny ataon'ny jentilisa , gny amin'ny fiheverany fa ho re rozy noho gny safa maro zay ataony.

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nohon'io, ka manao manahaky gnan-drozy , fa gny Babanareo la fa mahay reo raha ze ilanareo mialohan'ny angatahanareo Aminy . \v 9 Nohon'io mivavaha manahaky gnan'izao hoe:" Rainay zay agny an-danitsa , ho hamasina anie gny agnaranao . \v 10 Ho tonga anie gny fanjakanao. Hatao anie gny sitraponao ety an-tany tahaka gny agny an-danitsa.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Omeo gnanay anio gny haniny sahaza ho gnanay. \v 12 Mamela gny helokay, tahaka gny hamelanay zay meloky taminay. \v 13 Voho ka manaday gnanay amin'ny fakam-panahy, fa manafaha gnanay amin'ny raty:" fa Gnanao gny fanjakana voho gny hery voho voninahitsy mandrakizay . Amen."

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa laha mamela gny hadisoany gn'olo nareo, la hamela gnanareo avao koa gny Rainareo zay agny an-dagnitsy. \v 15 Fa laha tsy mamela gny hadison-drozy nareo, la tsy hamela gny hadisoanareo mihintsy gny Rainareo.

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ankoatsizay lafa mifaly hany nareo , ka mampiseho endriky mampalahelo manahaky gnataon'ny mpiatsaravelatsihy, fa magnaraty tarehy rozy ka mba mety ho itany gn'olo fa tena mifaly hany. Resahako marina aminareo , fa fa nandramby gny valisoa rozy. \v 17 Fa iha , lafa mifaly hany, alao menaky gny lohanao voho sasao gny tarehinao, \v 18 ka mba tsy ho itan'ny hafa hoe mifaly hany , fa amin'ny Babanao zay ao amin'ny mangingina avao; voho gny Babanao zay mahajery ao amin'ny mangingina , ro hamaly soa gnanao.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ka magnajary gny hanagnanareo etoy an-tany , zay simban'ny kalalao voho harafesy, voho hiliran'ireo mpangalatsy an-keriny ka hangalatsy. \v 20 Fa koa , hajario gny hanagnanareo agny an-dagnitsy, zay tsy ho simban'ny kalalao voho harafesy, voho tsy hiliran'ireo mpangalatsy an-keriny ka hangalatsy. \v 21 Fa zay misy gny hanagnanao, ro ipetraran'ny fonao avao koa.

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gny maso ro jiron'ny vata. Nohon'io, laha tsy soa gny fijerinao, la ho feno fahazava gny vata iaby. \v 23 Fa laha raty gny fijerinao, la ho feno hahiky gny vatanao manontolo. Nohon'io , laha mahiky gny fahazava zay ao agnatinao amy zao, manao akory gny habevatan'io hahiky io! \v 24 tsy misy afaky hanompo tompo roe, fa nalay gny raiky ie sady hitia gny raiky, laha tsy io hanolo-tena ho gnan'ny raiky halay gny raiky hafa. Iha la tsy afaky hanompo gnan-dranagnahary voho gny hanagna

1
06/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Nohon'io resahako aminareo , ka miahiahy momba gny aianareo, zay hohaninareo na ze hinominareo- na momba gny vatanareo , zay hisikinanareo. Fa tsy bevata noho gny sakafo va gny fiaigna, voho gny vatana bevata noho gny fisikigna? \v 26 Jereo reo voro egny amin'ny habakabaky. Rozy la tsy mamafy na mijinja na mamory ao an-tsompitsa, fa gny Babanareo zay agny an-dagnitsy ro mamaha gnan-drozy. tsy sarobidy kokoa mandilatsy gnan'iregny va nareo?

1
06/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ia aminareo ro afaky magnampy hakio raiky amin'ny andro hiaignany amin'ny fanahiana? \v 28 Nagnino nareo ro miahy momba gny fisikinanareo? saigno gny momban'ny lilia egny amin'ny saha, akory gny fitirignan-drozy. Tsy mba miasa rozy, sady tsy mamoly fisikigna. \v 29 Resahako aminareo, fa ndra i Solomona aza amin'ny voninahiny manontolo la tsy nisiky manahaky gny raiky amin'iregny.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Laha ampisikignin-Dranagnahary manahaky gnan'io gny akata agny an-tsaha , zay iaby misy gnan'io voho hamaray la hatoraky ao am-patana, manao akory ro hampisikigna nareo bebe koakao , nareo ry kely finoa? \v 31 Nohon'io ka miahiahy ka milaza hoe:' Ino ro hohaniay? na hoe : Ino ro hinominay? na hoe Ino gny fisikigna hanovanay?

1
06/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Fa henteo reo jentilisa mila reo raha reo, voho gny Babanareo zay agny an-dagnitsa la mahay fa mila gnan'ireo nareo. \v 33 fa katsaho aloha gny fanjakany voho gny fahamarignany la hameany gnanareo reo raha reo. \v 34 Nohon'io , ka miahiahy gny hamaray, fa gny hamaray hanahy gnazy. Ampy ho gnan'ny andro kirakiraiky gny raty ao aminy.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 ka mitsara, la tsy hotsara nareo. \v 2 Fa amin'ny fitsara nataonareo, ro hitsara gnanareo, voho amin'ny fandresea andreseanareo , ro handresea gnanareo.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nagnino iha ro manenty gny singa-mololo zay ao agnatin'ny fijerin'ny rahalahinao, nefa tsy tsikarikao gny andry ao agnaty fijerinao? \v 4 Manao akory ro hiresahanao gny rahalahinao hoe:" Engao aho hangalaky gny singa-mololo zay ao agnaty fijerinao, laha mbo ao agnatin'ny fijerinao gny andry? \v 5 Ry mpihatsaravelatsihy! Alao aloha gny andry zay ao agnaty fijerinao , voho bakeo hahita soa lafa mangalaky gny singa-molo zay eo amin'ny fijerin'ny rahalahinao.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ka amea gny alika zay masy, voho ka hatoraky eo agnatrehan'ny koso gny vatosoanareo. Laha tsy io la mety ho voahitsany gny tombon-drozy, voho bakeo hifotitsy voho hamiravira gnanareo amin'ny fahapoteha.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Mangataha , la hamea gnanareo io. Mila , la hahajery nareo. Dondony, fa hisokatsy ho gnanareo io. \v 8 Fa ze iaby zae mila la mahajery, voho ho gnan'ny gnolo mandondo, la ho voha. \v 9 Sa ia aminareo , laha angatahan'ny gnanany mofo, ro hanolotsy vato gno gnazy? \v 10 Na koa laha nangatahany fia , ka hanolotsy bibilava gnazy?

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nohon'io , laha nareo zay raty ka mahay magnome reo fagnomeza zay soa ho gnan'ny anakareo, moa tsy bevata mandilatsy va gny raha soa amean'ny Babanareo zay agny an-dagnitsy ho gnan'ireo zay mangataky Aminy? \v 12 Nohon'io , ndra ino ino raha tianareo ho ataon'ny olo amin'ny vatanareo , la tokony hanao manahaky gnan'io avao koa nareo, fa io ro lalagna voho reo mpaminany.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Milira amin'ny vavahady tery. Fa bevata gny vavahady voho malalaky gny lala manday agny amin'ny fahavereza, voho maro reo olo zay mandeha amin'io. \v 14 fa tery gny vavahady voho sarotsy gny lala zay mitariky magnagny amin'ny fiaigna, voho tsy ampy reo ze mahita gnan'io.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminany sandoky, zay mamonjy gnanareo amin'ny fisikignan'aondry nefa alika lia tena mpihaza. \v 16 Amin'ny alalan'ny voany ro hahaizanareo gnan-drozy. Mihaza voaloboky egny amin'ny fatiky va gn'olo, na koa aviavy egny amin'ny songosongo? \v 17 Mitovy amin'io , gny hazo soa iaby la mamokatsy voa soa, fa gny hazo raty la momakatsy voa raty.

1
07/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Gny hazo soa la tsy afaky gny hamoaky voa raty, na koa gny hazo raty la tsy afaky mamokatsy voa soa. \v 19 Gny hazo iaby zay tsy mamokatsy voa soa la tapahy voho atoraky agny agnaty bolo. \v 20 Ka nohon'io, ho hainareo rozy amin'ny alalan'ny voany.

1
07/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy reo iaby zay miresaky amiko hoe:" Tompo, Tompo, la hilitsy gny fanjakany gny lagnitsy , fa reo zay manao gny sitrapon'ny Babako zay agny an-dagnitsy avao. \v 22 Maro reo olo hiresaky amiko amin'io andro io hoe:" Tompo Tompo, tsy fa naminany tamin'ny agnaranao va rahay, tsy fa namoaky reo demonia tamin'ny agnaranao, voho nanao reo asa bevata tamin'ny agnaranao? \v 23 Bakeo Aho hagnambara amin-drozy ampahibemaso hoe:" tsy mahay gnanareo mihitsy Aho! Miala lavitsy, ry mpanao raty.

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Nohon'io , reo iBy zay mahare gny safako voho mankato gnan'io la manahaky gn'olo hendry zay nagnory gny tragnony egny agnabon'ny vatolampy. \v 25 Nirotsaky gn'ora, avy gny tondra-drano, voho nifofofo voho namely gny tragno gny tsioky, fa tsy nilavo io, fotony naory teo agnabony vatolampy.

1
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa gny olo iaby zay mahare reo safako ka tsy mankato gnazy la manahaky gn'olo adala zay magnory gny tragnony egny agnabo fasy. \v 27 Nirotsaky gn'ora, avy gny tondra-drano, voho nifofofo voho namely gny tragno gny tsioky, ka la nilavo io, voho feno gny faharava."

1
07/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Sady lafa avy nagnamabara reo safa reo Jesosy, tandregna tamin'ny fampianarany reo fokonolo, \v 29 fotony nampianatsy gnan-drozy manahaky gn'olo zay mana fahefa Ie, fa tsy manahaky reo mpanora-dalagnan-drozy.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Lafa nijozotso bakegny an-tendrom-bohitsy Jesosy, la vahoaky maro ro nagnaraky Gnazy. \v 2 Ingo, nisy boka raiky namonjy Gnazy voho nitsaoky teo agnatrehany, nanao hoe:" Tompo laha sitrakao , la afaky magnalio ahy Iha." \v 3 Nagnatsotsa gny tagnany Jesosy voho nikasiky gnazy, nanao hoe:" Sitrako , Mahadiova." Eo no hoe la nalio tamin'ny fahabokany ie.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Hoy Jesosy taminy he:" Ao mba tsy hiresaky ino ino na amin'ia n'ia iha. Mandehana amin'ny lalanao, ka asehi amin'ny mpisoro gny vatanao voho atoloro gny fagnatitsy zay nodidib'i Mosesy, mba ho fijoroa vavolombelo amin-drozy."

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Lafa nilitsy tao Kapernaomy Jesosy , la namonjy Gnzy gny kapiteny raiky voho nagnontany Gnazy, \v 6 nanao hoe:" Tompo, mandry ao an-tragno gny mpanompoko fa malemy voho ao agnatin'ny fahararia mare." \v 7 Hoy Jesosy taminy hoe:" Ho avy Aho voho hagnasitrana gnazy."

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Namaly gny kapiteny nanao hoe:" Tompo, tsy mendriky ahy gny tokony hiliranao ao ambany tafon-tragnoko, resafo avao gny safa la ho janga gny mpanompoko. \v 9 Fa zaho avao koa la johary zay napetraky ao ambanyfahefa, voho manana miaramila zay fehiziko aho. Miresaky amin'ny raiky aho hoe:" Mandehana , la mandeha ie, voho amin'ny hafa raiky hoe:" Avia , la mamonjy ie, voho amin'y mpanompoko hoe:" Atoavo zao, la atony io." \v 10 Lafa jan'i Jesosy io, la tseriky Ie sady niresaky tamin'ireo ze nagnaraky Gnazy hoe:" Resahako marina aminareo, fa tsy mbo nahita olo nanam-pinoa manahaky gnan'io Aho teto Israely.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Resahako aminareo, fa maro gny agny antignana voho bakagny andrefa ro ho avy, voho rozy la hipetraky eo an-databo miaraky amin'i Abrahama, Isaka voho Jakoba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitsy. \v 12 Fa reo anaky gny fanjakan'ny la hatoraky agny ivelan'ny hahiky lavitsy agny, zay hisy fitagnia voho fikitrohan-kihy." \v 13 Hoy Jesosy tamin'ny gny kapiteny hoe:" Mandehana! Araky gny ninoanao, la ao io hatao ho gnanao." Voho la janga tamin'io ora io tokoa gny mpanompono.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Lafa nilitsy tao an-tragnon'i Petera Jesosy, la nahajery gny rafozam-bavin'ni Petera niroro nararin'y tazo ie. \v 15 Nikasihin'i Jesosy gny tagnany, la niala taminy gny tazo. La nitsanga ie sady nanomboky nandroso sakafo Gnazy

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Lafa avy gny hariva , la maro reo nofehezin'ny demony nandesiny gn'olo teo amin'i Jesosy. Nandroaky reo fagnahy tamin'ny safa Ie sady nagnasitsana reo iaby zay narary. \v 17 Manahaky gnan'io ro nahatanteraky zay nambaran'Isaia mpaminany, nanao hoe:" Ie tenany nangalaky gny faharatiantsika voho nanday gnan'ireo aretintsika."

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Sady lafa jerin'i Jesosy reo foknolo nagnodidy Gnzy, la nagnome toromariky mba hiala ho egny ampitan'ny ranomasy Galilia Ie. \v 19 Bakeo gny mpanora-dalagna raiky namonjy Gnzy ka nanao hoe:" mpampianatsy, hagnaraky Gnanao aho na aia aia andehananao." \v 20 Hoy Jesosy taminy hoe:" Gny amboahaolo manan-davaky, voho reo voron'ny lanitsy mana akany, fa gny anak'olo tsy mana na aia aia ampandria gny lohany."

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Raiky hafa tamin'ireo mpianatsy niresaky taminy hoe:" Tompo, engao aho aloha andeha voho andevy gny babako." \v 22 Fa hoy Jesosy taminy hoe:" Magnaraha Gnahy, voho gny engao gny maty andevy gny maty ao aminy manoka."

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Lafa nilitsy tao amin'ny sambokely raiky Jesosy, la nagnaraky Gnzy tao agnatin'io reo mpianany. \v 24 Ingo, nisy tafio-drivotsy bevata nitranga teo amin'ny ranomasina, ka la rakotsy gny onja gny sambo. Fa ajon-droro Jesosy. \v 25 Nandeha teo Aminy reo mpianatsy voho namoha Gnazy, nanao hoe:" Vonjeo tsika, Tompo; ho maty tsika!"

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Nagnino nareo ro matahotsy, ry kely finoa?" La nitsanga Ie bakeo niresaky mare gny tsioky voho gny ranomasy.. La nisy fitonia bevata bakeo. \v 27 Tseriky reo johary voho niresaky hoe:" Ka karaza johary ino oy, fa ndra la gny tsioky voho gny ranomasy aza magnenky Gnzy?"

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Lafa avy tegny ampita voho teo amin'ny tananan'ny Gadanaresa Jesosy, la nisy johary roe zay nifehezin'ny demonia nifanojiky Taminy. Rozy la noboaky bakagny amin'ireo lolo sady tena nahery loha, nohon'io la tsy nisy mpandeha afaky nandal io lala io. \v 29 Ingo, nikoraky mare rozy voho nanao hoe:" Moa mpiino rahay voho Iha, ry azakin-Dranagnahary? Avy eto va Iha hampihorohoro gnanay mialohan'ny fotoa voatondro?"

1
08/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Sady nisy andian-koso maroa nihina teo, tsy de lavitsy gnan-drozy. \v 31 Mbo niangavy gnan'i Jesosy avao reo demonia voho nanao hoe:" Laha mandroaky gnanay Iha la alefaso ao agnatin'ireo andian-koso reo rahay." \v 32 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Mandehana!" Laniboaky reo demonia ka naeha tao amin'ireo koso; voho ingo, reo andiany iaby nilay nizotso gny tendrombohitsy mideza nagnagny an-dranomasy voho maty tao agnaty ranorozy.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More