msh_mat_text_udb/25/22.txt

1 line
340 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-02-16 03:56:11 +00:00
\v 22 Lay mpanompo zay naharay talenta roe la namonjy voho niresaky hoe:"Tpmpoko , nameanao talenta roe aho, ingo, nagnatombo roe hafa aho." \v 23 Niresaky gnazy gny tompony hoe:" Soa io, ry mpanompo soa sady mahatoky! Nahatoky tamin'ny raha kely iha , Zaho hampiandraikitsy gnanao amin'ny raha maro. Milira amin'ny fahazotoan'ny tomponao."