2022-02-02 06:42:33 +00:00
|
|
|
\v 8 Lafa avy nitoroan'ny reniny mariky, la hoy ie hoe: " Omeo gnahy eto, agnabon'ny finga, gny lohan'i Jaona mpanao Batisa." \v 9 Nalahelo mare nohon'ny fangatahany gny mpanjaka, nefa nohon'ny voaliny voho noho reo iaby nisakafo niaraky tagnaminy, la nagnomea baiko ie fa tokony ho vita izay.
|