msh_mat_text_udb/28/05.txt

1 line
442 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-06-03 05:54:35 +00:00
\v 5 Niresaky tamin'ireo ampela gny anjely ka nanao tamin-drozy hoe:" Ka matahotsy, haiko fa mila gnan'i Jesosy nareo, gny nofantsihy tamin'ny hazofijalia. \v 6 Tsy ato Ie, fa fa nitsanga,araky gny fa niresahiny. Avia henteo gny toera zay nandrian'ny Tompo. \v 7 Mandehana malaky ka resaho reo mpianany hoe:" Nitsanga tamin'ny maty Ie. Ingo, fa nandeha nialohagnanareo agny Galilia Ie. Agny ro jerinareo Gnazy." Ingo, fa voalazako taminareo."