msh_mat_text_udb/25/44.txt

1 line
447 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-06-02 15:38:59 +00:00
\v 44 Sady la hamaly koa rozy ka hivola hoe:" Tompo! Mbia rahay ro nahajery Gnanao mosare, na nangetaheta, na nivahiny, na nitanjaky, na narary, na tagny am-ponja, ka tsy nanompo Gnanao? \v 45 Sady namaly gnan-drozy nanao hoe:" Lazaiko marina aminareo , fa zay tsy nataonareo tamin'iraiky tamin'ireo maliniky reo, la tsy nataonareo tamiko. \v 46 Reo la halefa ho ao amin'ny fagnasazia mandrakizay fa reo marina koa ao amin'ny fiaigna mandrakizay."