msh_mat_text_udb/24/43.txt

1 line
264 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-06-02 15:38:59 +00:00
\v 43 Fa fantaro zao, laha hainy gny tompon-tragno hoe amin'ny firy haly ro hiavian'ny mpangalatsy, la ho niamby ie voho tsy nagnenga gny tragnony ho vaky. \v 44 Nohon'io la tsy maintsy mivonona avao koa nareo, fa ho avy gny Anak'olo amin'ny lera tsy ampoizinareo.