2022-02-03 06:41:51 +00:00
|
|
|
\v 9 Laha nilitsy gny tendrombohitsy rozy, la nandidy gnan-drozy Jesosy, nanao hoe:" Ka mitatitsy zao fahita zao na amin'ia ia mandra-pitsangan'ny Anak'olo amin'ny maty." \v 10 Nagnontany Gnazy reo mpianany, nanao hoe:" Nagnino reo mpanora-dalagna ro milaza fa Elia la tsy maintsy ho avy aloha?"
|