msh_mat_text_udb/06/08.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-27 13:51:27 +00:00
\v 8 Nohon'io, ka manao manahaky gnan-drozy , fa gny Babanareo la fa mahay reo raha ze ilanareo mialohan'ny angatahanareo Aminy . \v 9 Nohon'io mivavaha manahaky gnan'izao hoe:" Rainay zay agny an-danitsa , ho hamasina anie gny agnaranao . \v 10 Ho tonga anie gny fanjakanao. Hatao anie gny sitraponao ety an-tany tahaka gny agny an-danitsa.