msh_mat_text_udb/07/15.txt

1 line
369 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-27 14:35:28 +00:00
\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminany sandoky, zay mamonjy gnanareo amin'ny fisikignan'aondry nefa alika lia tena mpihaza. \v 16 Amin'ny alalan'ny voany ro hahaizanareo gnan-drozy. Mihaza voaloboky egny amin'ny fatiky va gn'olo, na koa aviavy egny amin'ny songosongo? \v 17 Mitovy amin'io , gny hazo soa iaby la mamokatsy voa soa, fa gny hazo raty la momakatsy voa raty.