2022-01-30 02:39:14 +00:00
|
|
|
\v 1 Lafa nijozotso bakegny an-tendrom-bohitsy Jesosy, la vahoaky maro ro nagnaraky Gnazy. \v 2 Ingo, nisy boka raiky namonjy Gnzy voho nitsaoky teo agnatrehany, nanao hoe:" Tompo laha sitrakao , la afaky magnalio ahy Iha." \v 3 Nagnatsotsa gny tagnany Jesosy voho nikasiky gnazy, nanao hoe:" Sitrako , Mahadiova." Eo no hoe la nalio tamin'ny fahabokany ie.
|