msh_mat_text_udb/05/33.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-26 14:30:59 +00:00
\v 33 Sady koa, renareo fa voalaza tamin'ny ntaolo hoe:" Ka miay fiaigna diso, fa andeso eo agnatrehan'ny Tompo gny fiaignanao. \v 34 Fa zaho koa miresaky aminareo , ka miay amin'ny raha iaby, na amin'ny lagnitsy aza, fa seza fiandrianan-Dranagnahary io; \v 35 ndraamin'ny tany, fa fipetraha-tombony io; na koa amin'ny Jerosalema, fa tanan'ny mpanjaka lehibe io.