2022-02-16 13:40:18 +00:00
|
|
|
\v 3 Bakeo gny lehiben'ny mpisoro voho gny loholona niara-nivory tao amin'ny lapan'ny mpisorona-be, zay natao hoe Kaiafa. \v 4 Niara-nanao tetiky rozy mba hanambora mangina gnan'i Jesosy voho hamonoa Gnazy. \v 5 Fa hoy rozy:" Tsy ami'ny fety, mba tsy hisian'ny koronta eo amin'ny gn'olo."
|