msh_mat_text_udb/24/30.txt

1 line
385 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2022-06-02 15:38:59 +00:00
\v 30 Bakeo la hiseho egny amin'ny lagnitsy gny famantaran'ny Anak'olo, voho gny foko manontolo ambonin'ny tany hisaona. Hahajery gny Anak'olo avy amin'ny rahon'ny lagnitsy miaraky amin'ny hery voho voninahitsy bevata Rozy. \v 31 Handefa reo anjeliny Ie miaraky amin'ny feo trompetra mare, voho hamory gny olom-boafily rozy, manonboky amin'ny faravodilagnitsy ka hatragny amin'ny hafa.