msh_luk_text_udb/14/13.txt

1 line
207 B
Plaintext

\v 13 Fa lafa manao fanasa iha, asao gny mahantra, gny kilemaina, gny mandringa, voho gny jiky, \v 14 la ho sambatsy iha, fotony tsy afaky hamaly gnanao rozy. Fa iha la ho voavaly amin'ny fitsanganan'ny to."