msh_luk_text_udb/14/10.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 10 Fa lafa asaina nareo, mandehana la mipetraha amin'ny toera ambany mare, amin'izay lafa mandalo eo gny nanasa gnanao, la mety hivola gnanao ie hoe: ' Ry namana, miakara amin'ny ambonimbony.' Sady bakeo la homem-boninahitsy nareo eo agnatrehan'ireo zay iaby miray latabatsy agnaminareo. \v 11 Fa reo zay manandra-tena la hahetsy, sady ie zay manetr-tena la hasandratsy."