msh_luk_text_udb/14/01.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 1 Ndraiky Sabata, lafa nagnao amin'ny tragnon'ny raiky tamin'ireo mpitariky gny fariseo hihina mofo Ie la nagnara-maso Gnazy akaiky rozy. \v 2 Ingo, teo agnatrehany nisy johary raiky zay nampijalian'ny edema. Jesosy nagnontany reo manam-pahaiza amin'ny lalan'ny Jiosy voho reo Fariseo hoe: " Azo atao va gny magnasitra amin'ny andro Sabata, sa Tsia?"