msh_luk_text_udb/09/43.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 43 Sady bakeo la treriky iaby rozy iaby nahajery gny halehiben-Dranagnahary. Laha treriky tamin'ny raha iaby nataony igny rozy, la hoy Ie tamin'ny mpianany hoe: \v 44 " Engao reto safa reto ho avy laliky ao an-tsofinareo: gny Anak'olo la ho valihana ho eo an-tagnan'olo." \v 45 Fa tsy azon-drozy izany fanambara izany. Izany la naetaky tamin-drozy, noho izay la tsy azon-drozy gny dikan'izay, sady mbo natahotsyrozy gny hanontany gny mikasiky izay fanambara izany.