msh_luk_text_udb/08/19.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 19 Bakeo gny reniny voho gny rahalahiny namonjy Gnazy, nefa tsy afaky nagnariny Gnazy nohon'ny vahoaky. \v 20 Nisy nivola tagnaminy hoe: " Gny reninao voho gny rahalahinao la mijoro ao amonto, te hahita gnanao." \v 21 Fa Jesosy namaly voho nisafa tamin-drozy hoe: " Gny reniko voho gny rahalahiko la reo zay mahare gny safan-Dranagnahary voho manao izany."